FAHEFAN'NY LANITRA (TDL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Izy no miasa tsisy ahatohitra
Raha Izy no miasa tsisy ahasakana
Fahefana sy ny hery dia manaiky Ilay mahery
Mpandresy toy ny voro-mahery

Fahefan’ny lanitra nomeny anao (2x)
Aza matahotra fa Izy homba anao (2x)

Dia mandehana aza matahotra
Ny anjaranao tsy hisy aharombaka
I satana mihorohoro raha Jesosy no mijoro
Ilay vato tonga hanorotoro

Fahefan’ny lanitra nomeny anao (2x)
Aza matahotra fa Izy homba anao (2x)

BRIDGE : Hery sy fahefana (2x) Miaiky daholo ny iray tanana
  tkgl             Fa ny fiainanao dia misy fahagagana
              Hanitsaka menarana nandositra koa satana
       eoirmqy        Ny areti-mandringana saika hamono nangorona lamba fa tsy tamana
              Hery sy fahefana (2x) Miaiky daholo ny iray tanana
              tononkira.serasera.org Fa ny fiainanao dia misy fahagagana
          ssekga     Hanitsaka menarana nandositra koa satana
              Ny areti-mandringana saika hamono nangorona lamba fa tsy tamana é!

Fahefan’ny lanitra nomeny anao (2x)
Aza matahotra fa Izy homba anao (2x)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TDL
Visites : 9161
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 05/11/2018 20:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454