Jiro Mirentin'i Iarivo (Tarika Zana-Rotsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tazan'ialahy ve Lesy Lavelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa fa xolpfz toy ny fonenan'Anjely
( Fois 2 )
Eo antampon'Andohalo
Hifanjevon'ireo Kintana cbnk maro
Eo akaikin'i Soarano
Ireo Jiro miloko manemitra Trano
Feonkira
Andeha hoe Lesy ho antonina akaiky
Mba hizahana izay zava-misy
Ahoana ny fiainana ao
Ny fiaraha-monina ao
Ka inona sy inona no saranga ao
Ao no misy an'ingahy mpanarivo
Ao no tanànan'ireo mafy ady
Ny mpivavaka arivoarivo
Ka ny Jentilisa no mitady mivady e
Tazan'ialahy ve tononkira.serasera.org Lesy Levelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa fa toy ny aebfgx fonenan'Anjely
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa fa xolpfz toy ny fonenan'Anjely
( Fois 2 )
Eo antampon'Andohalo
Hifanjevon'ireo Kintana cbnk maro
Eo akaikin'i Soarano
Ireo Jiro miloko manemitra Trano
Feonkira
Andeha hoe Lesy ho antonina akaiky
Mba hizahana izay zava-misy
Ahoana ny fiainana ao
Ny fiaraha-monina ao
Ka inona sy inona no saranga ao
Ao no misy an'ingahy mpanarivo
Ao no tanànan'ireo mafy ady
Ny mpivavaka arivoarivo
Ka ny Jentilisa no mitady mivady e
Tazan'ialahy ve tononkira.serasera.org Lesy Levelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa fa toy ny aebfgx fonenan'Anjely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Zana-RotsyVangy : 535
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rinahrado
Daty : 11/01/2025 07:07
