Jiro Mirentin'i Iarivo (Tarika Zana-Rotsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tazan'ialahy ve Lesy Lavelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa fa toy ny fonenan'Anjely
( Fois 2 )
Eo antampon'Andohalo
Hifanjevon'ireo Kintana maro
Eo akaikin'i Soarano
Ireo Jiro yurmeu miloko manemitra Trano
Feonkira
Andeha hoe Lesy ho antonina akaiky
Mba hizahana izay zava-misy
Ahoana tjgchdc ny fiainana zfhen ao
Ny fiaraha-monina ao
Ka inona sy inona no saranga ao
Ao no misy an'ingahy mpanarivo
Ao no tanànan'ireo mafy ady
Ny mpivavaka arivoarivo
Ka ny Jentilisa no mitady mivady e
Tazan'ialahy ve Lesy Levelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa tononkira.serasera.org fa toy ny fonenan'Anjely
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa fa toy ny fonenan'Anjely
( Fois 2 )
Eo antampon'Andohalo
Hifanjevon'ireo Kintana maro
Eo akaikin'i Soarano
Ireo Jiro yurmeu miloko manemitra Trano
Feonkira
Andeha hoe Lesy ho antonina akaiky
Mba hizahana izay zava-misy
Ahoana tjgchdc ny fiainana zfhen ao
Ny fiaraha-monina ao
Ka inona sy inona no saranga ao
Ao no misy an'ingahy mpanarivo
Ao no tanànan'ireo mafy ady
Ny mpivavaka arivoarivo
Ka ny Jentilisa no mitady mivady e
Tazan'ialahy ve Lesy Levelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy ireo
Toa tsy hafa tononkira.serasera.org fa toy ny fonenan'Anjely
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Zana-RotsyHits : 536
Likes : 0 Like
Created by : rinahrado
Date : 11/01/2025 07:07
