Jiro Mirentin'i Iarivo (Tarika Zana-Rotsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tazan'ialahy ve Lesy Lavelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty mfnhep izy ireo
Toa tsy hafa fa toy ny fonenan'Anjely
( Fois 2 )
Eo antampon'Andohalo
Hifanjevon'ireo Kintana maro
Eo akaikin'i Soarano
Ireo Jiro miloko manemitra Trano
Feonkira
Andeha hoe Lesy ho fbzgxcmq antonina akaiky
Mba hizahana izay zava-misy
Ahoana ny fiainana ao
Ny fiaraha-monina ao
Ka inona sy inona tononkira.serasera.org no saranga ao
Ao no misy an'ingahy mpanarivo
Ao no tanànan'ireo mafy ady
Ny mpivavaka arivoarivo
Ka ny Jentilisa no mitady mivady e
Tazan'ialahy ve Lesy Levelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy njtse ireo
Toa tsy hafa fa toy ny fonenan'Anjely
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty mfnhep izy ireo
Toa tsy hafa fa toy ny fonenan'Anjely
( Fois 2 )
Eo antampon'Andohalo
Hifanjevon'ireo Kintana maro
Eo akaikin'i Soarano
Ireo Jiro miloko manemitra Trano
Feonkira
Andeha hoe Lesy ho fbzgxcmq antonina akaiky
Mba hizahana izay zava-misy
Ahoana ny fiainana ao
Ny fiaraha-monina ao
Ka inona sy inona tononkira.serasera.org no saranga ao
Ao no misy an'ingahy mpanarivo
Ao no tanànan'ireo mafy ady
Ny mpivavaka arivoarivo
Ka ny Jentilisa no mitady mivady e
Tazan'ialahy ve Lesy Levelo
Ireo Jiro Mirentin'i Iarivo
Tazanina aty izy ireo
Tombanana aty izy njtse ireo
Toa tsy hafa fa toy ny fonenan'Anjely
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Zana-RotsyHits : 487
Likes : 0 Like
Created by : rinahrado
Date : 11/01/2025 07:07
