Rabeza (Tarika Sammy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?Ieee rabeza, iee ohlbaxxx Rabeza
Avelao aho Rabeza
Avelao aho Rabeza
Fa leo ny tabataba anie aho
Avelao rabeza
?Ieee rabeza, iee Rabeza
Avelao aho Rabeza
Avelao aho Rabeza
Aiza isan'andro lava izao
Rehefa mody ianao dia mamo
?Ieee rabeza, iee Rabeza
Avelao aho tononkira.serasera.org Rabeza
Avelao aho Rabeza
Iimpiry ianao no nivoady
Tsy hisotro rehefa manambady
?Ieee rabeza, iee Rabeza
Avelao aho scgx Rabeza
Avelao aho misl Rabeza
Avelao aho Rabeza
Avelao aho Rabeza
Fa leo ny tabataba anie aho
Avelao rabeza
?Ieee rabeza, iee Rabeza
Avelao aho Rabeza
Avelao aho Rabeza
Aiza isan'andro lava izao
Rehefa mody ianao dia mamo
?Ieee rabeza, iee Rabeza
Avelao aho tononkira.serasera.org Rabeza
Avelao aho Rabeza
Iimpiry ianao no nivoady
Tsy hisotro rehefa manambady
?Ieee rabeza, iee Rabeza
Avelao aho scgx Rabeza
Avelao aho misl Rabeza
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika SammyVangy : 3227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/12/2016 10:28
