Ianao irery ihany (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nafoiko avokoa ho anao ny fiainako
Tsy mba notsitsiana na tononkira.serasera.org fitiavana
F’efa ianao irery ihany, ianao no antenaiko
Tsy manahy aho fa matoky anao
Ireo sedra izay miandry tsy hahasakana
Tsy hahasaraka ahy aminao ‘reo tsy tia
Satria tiako ianao, tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao tena tiako ianao, ianao no anjarako
‘Lay nizarako hafaliana ‘lay andry iankinako
‘Lay eqlvtsj niara niafy niara ory koa
N’inoninona mihatra ny hany fantatro dia
Ahy irery ianao ho tony ny fo
Vao ny eritreritra monja no mieritreritra
Fa ianao tsy ho ahy dia tsy tantiko
F’efa ianao irery ihany ianao no antenaiko
Ka tsy hanahy ihany aho fa matoky anao
Tiako ianao…
Ireo sedra izay miandry…
Tiako ianao, tiako hrekyapo ianao, tiako ianao
Tiako ianao tena tiako ianao, ianao no anjarako!
Tonony sy feony : Avoko hmfgi ANDRIAMIHAJA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika LafatraVangy : 2631
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 00336255707
Daty : 01/09/2016 11:11