faneva ny THJ (tarika hirak'i jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KEY E
ô ry Raiko izay hsnl malala
inty aho zanakao
avy tsy misalasala
Nohon'ny tononkira.serasera.org fitiavanao
ref: Babonao,babonao aho
resinao,resinao oxot aho,
babonao,resinao
nohon'ny fitiavanao
indro ianao maniraka ahy
eo ampovoan'ny amboadia
nefa ianao mananatra ahy
ho mora fanahy sy ho endry
Ref: babonao,babonao aho...
Ray ô!indreto izahay
Ray ô!iasa ho anao
n'aiza n'aiza,na ho an'iza na ho an'iza
Ray ô!indreto izahay
N'aiza n'aiza jkvpdr na ho an'iza na ho an'iza
Ray ô!iasa ho anao
HO HIRAKA MAHATOKY,HITORY ANAO JESOA
ô ry Raiko izay hsnl malala
inty aho zanakao
avy tsy misalasala
Nohon'ny tononkira.serasera.org fitiavanao
ref: Babonao,babonao aho
resinao,resinao oxot aho,
babonao,resinao
nohon'ny fitiavanao
indro ianao maniraka ahy
eo ampovoan'ny amboadia
nefa ianao mananatra ahy
ho mora fanahy sy ho endry
Ref: babonao,babonao aho...
Ray ô!indreto izahay
Ray ô!iasa ho anao
n'aiza n'aiza,na ho an'iza na ho an'iza
Ray ô!indreto izahay
N'aiza n'aiza jkvpdr na ho an'iza na ho an'iza
Ray ô!iasa ho anao
HO HIRAKA MAHATOKY,HITORY ANAO JESOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : tarika hirak'i jesoaVangy : 1797
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rianfeli
Daty : 27/09/2017 08:51
