Tsy manavakavaka (Tarika Alison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manavakavaka izay manana fitiavana
Fa ny akhyiatk fihavanana no hery mampikambana
Ka na nrdpch samy hafa aza re ireo fihaviana
Iza ary no manda fa tsy iray qrpus fianakaviana
Ilana vaha-olana 'lay fahavalo iray iombonana
Tsy izay fihodirana fa 'zay mety ho fifandirana
Mitovy isika olombelona taranak'i Adama
Iza ary tononkira.serasera.org no manda fa tsy manam-pahotana.
Iza ary no mandà fa tsy Mila fanafahana.
Any andro any taona ity tany fandalovana
Ny adilay nampivaona tsy misy ho tsarovana
Ka ho anareo ary ho anay ilay tanana masina
Ireo izay mety hifandray no ho tonga zanaky ny Ray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika AlisonVangy : 901
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokytana1804
Daty : 02/01/2023 07:13