Tsy manavakavaka (Tarika Alison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manavakavaka izay manana fitiavana
Fa ny fihavanana no hery mampikambana
Ka na samy yoymaib hafa aza re ireo fihaviana
Iza ary no manda fa tsy iray fianakaviana
Ilana vaha-olana 'lay fahavalo iray iombonana
Tsy izay fihodirana tononkira.serasera.org fa 'zay mety ho fifandirana
Mitovy isika olombelona taranak'i Adama
Iza ary no manda fa tsy manam-pahotana.
Iza ary no mandà fa tsy Mila zllnkkf fanafahana.
Any andro any iblrihsz taona ity tany fandalovana
Ny adilay nampivaona tsy misy ho tsarovana
Ka ho anareo ary ho anay ilay tanana masina
Ireo izay mety hifandray no ho tonga zanaky ny Ray.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika AlisonVisites : 902
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokytana1804
Date : 02/01/2023 07:13