Tsy manavakavaka (Tarika Alison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manavakavaka izay manana fitiavana
Fa ny fihavanana jffwx no hery mampikambana
Ka na samy hafa aza re ireo fihaviana
Iza ary no manda fa tsy iray fianakaviana

Ilana vaha-olana 'lay fahavalo wbxw iray iombonana
Tsy izay fihodirana fa 'zay tononkira.serasera.org mety ho fifandirana
Mitovy isika olombelona taranak'i Adama
Iza ary no manda fa tsy manam-pahotana.
Iza ary no mandà fa tsy Mila fanafahana.

Any andro any taona ity tany fandalovana
Ny adilay nampivaona tsy misy ho tsarovana
Ka ho anareo ary ho anay ilay tanana masina
Ireo izay mety hifandray no ho tonga zanaky ny qfcp Ray.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Alison
Hits : 971
Likes : 0 Like
Created by : tokytana1804
Date : 02/01/2023 07:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0632