FANDALOVANA (TANTINE FABIOLA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany no nahariana anao
Ary tadidio fa tany no hipodiananao.
Manaova ny tsara ihany mba ho tsaroana e!
Raha misy andro araiky tsy maha eto anao.
Fahefana zegny mandalo ô!
Hatsarana zegny mandalo ô!
tononkira.serasera.org Tsy hoentinao hgpjf amin ny tany andehananao.
Vola aman-kariagna milofosa ianao mijaliagna.
Tsy hoentinao am-pasagna e!
Ka hoy aho pelarr hoe
Fandalovana ny eto an-tany i..
Rehefa tonga ny lera tsy maintsy mandeha ,
Fa ny soa sy tantaranao mipetraka maharitra ela.
Fandalovana eto vohn an-tany ,
Fialonana , haratsiam-panahy , tsy mitondra makaiza , tsy aleo ve mifankatia.
Tsy vao androany fa hiara-mahita
Malama anie ity tany ity...
Androany tsara resaka rahapitso efa tsy hita...
Efa voasoratra rehefa vita dia vita.
Fahefana zeigny...
ArtSafidy(safidyenglish)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANTINE FABIOLAVangy : 1350
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 23/11/2022 08:40