FANDALOVANA (TANTINE FABIOLA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany no nahariana anao
Ary tadidio fa tany no hipodiananao.
Manaova ny tsara ihany mba ho tsaroana e!
Raha misy andro araiky tsy maha eto anao.
Fahefana zegny mandalo ô!
Hatsarana zegny mandalo ô!
hyug Tsy hoentinao amin ny tany andehananao.
gaoy Vola aman-kariagna milofosa ianao mijaliagna.
Tsy hoentinao am-pasagna e!
Ka tononkira.serasera.org hoy aho hoe
Fandalovana ny eto an-tany i..
Rehefa tonga euvxoer ny lera tsy maintsy mandeha ,
Fa ny soa sy tantaranao mipetraka maharitra ela.
Fandalovana eto an-tany ,
Fialonana , haratsiam-panahy , tsy mitondra makaiza , tsy aleo ve mifankatia.
Tsy vao androany fa hiara-mahita
Malama anie ity tany ity...
Androany tsara resaka rahapitso efa tsy hita...
Efa voasoratra rehefa vita dia vita.
Fahefana zeigny...
ArtSafidy(safidyenglish)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANTINE FABIOLAHits : 1350
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english
Date : 23/11/2022 08:40