FANDALOVANA (TANTINE FABIOLA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany no nahariana anao
Ary tadidio fa tany no hipodiananao.
Manaova ny vasd tsara ihany mba ho tsaroana e!
Raha misy andro araiky tsy maha eto anao.

        Fahefana zegny                umfwrgg mandalo ô!
        Hatsarana zegny mandalo ô!
   mnel      Tsy hoentinao amin ny tany andehananao.
        Vola aman-kariagna milofosa ianao mijaliagna.
Tsy hoentinao am-pasagna e!

Ka hoy aho hoe
Fandalovana ny eto an-tany i..
Rehefa tonga tononkira.serasera.org ny lera tsy maintsy mandeha ,
Fa ny soa sy tantaranao mipetraka maharitra ela.

Fandalovana eto an-tany ,
Fialonana , haratsiam-panahy , tsy mitondra makaiza , tsy aleo ve mifankatia.


Tsy vao androany fa hiara-mahita
Malama anie ity tany ity...
Androany tsara resaka rahapitso efa tsy hita...
Efa voasoratra rehefa vita dia vita.

Fahefana zeigny...


ArtSafidy(safidyenglish)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TANTINE FABIOLA
Visites : 1349
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english
Date : 23/11/2022 08:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295