Ekeko Jeso (Tantely Ny Feo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko JesoAvy amin’ny teny no halalana ny am-po
Avy amin’ny vava no anekena Jeso
Indray manaiky dia ho hitanao fa
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
Izay rehetra nandray dia nomeny hery
Mba ho tonga zanaky ny ray
Ianao no mihevitra fa tsy nijery
Nefa izy tena eo anilanao
Fa ny finoana no hery manohina
Hoenti-miasa sy hiainana koa
Mba handresena ilay fahavalo
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tantely Ny FeoVangy : 2134
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : odilon_frederic_andriamampiono
Daty : 04/07/2019 11:35