Ekeko Jeso (Tantely Ny Feo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko Jeso
Avy amin’ny teny no ejbaefcu nhkgx halalana ny am-po
Avy amin’ny vava no anekena Jeso
Indray manaiky dia ho hitanao fa
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
Izay rehetra nandray dia nomeny hery
Mba ho tonga zanaky ny ray
Ianao no mihevitra fa tsy nijery
Nefa izy tena eo anilanao
Fa ny finoana no hery manohina
Hoenti-miasa sy hiainana koa
Mba handresena ilay fahavalo
Hoy aho hoe tia aho phiz tononkira.serasera.org tia aho jeso
Avy amin’ny teny no ejbaefcu nhkgx halalana ny am-po
Avy amin’ny vava no anekena Jeso
Indray manaiky dia ho hitanao fa
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
Izay rehetra nandray dia nomeny hery
Mba ho tonga zanaky ny ray
Ianao no mihevitra fa tsy nijery
Nefa izy tena eo anilanao
Fa ny finoana no hery manohina
Hoenti-miasa sy hiainana koa
Mba handresena ilay fahavalo
Hoy aho hoe tia aho phiz tononkira.serasera.org tia aho jeso
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tantely Ny FeoVisites : 3087
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : odilon_frederic_andriamampiono
Date : 04/07/2019 11:35
