Ekeko Jeso (Tantely Ny Feo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko Jeso
Avy amin’ny teny pzpcv no halalana ny am-po
Avy amin’ny vava no anekena Jeso
Indray tononkira.serasera.org manaiky dia ho hitanao fa
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
Izay rehetra nandray dia togjfqq nomeny hery
Mba ho tonga zanaky ny ray
Ianao no mihevitra fa tsy nijery
Nefa izy tena eo anilanao
Fa ny finoana no hery manohina
Hoenti-miasa sy hiainana koa
Mba handresena ilay kblfvhow fahavalo
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
Avy amin’ny teny pzpcv no halalana ny am-po
Avy amin’ny vava no anekena Jeso
Indray tononkira.serasera.org manaiky dia ho hitanao fa
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
Izay rehetra nandray dia togjfqq nomeny hery
Mba ho tonga zanaky ny ray
Ianao no mihevitra fa tsy nijery
Nefa izy tena eo anilanao
Fa ny finoana no hery manohina
Hoenti-miasa sy hiainana koa
Mba handresena ilay kblfvhow fahavalo
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tantely Ny FeoHits : 3089
Likes : 1 Like
Created by : odilon_frederic_andriamampiono
Date : 04/07/2019 11:35
