Rainay ô (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay o,mba Avia
Ka omeo indrafo
ny zanakao mania
Raisonao,hamasino
Izahay miverina
Aminao izao
Tompo o,mihainoa
Be ny zavatra angatahinay Zao
Avelao,Ianao
No hanolotra ho yzhfxmlp an'ny Zanakao
Anaka,efa nekeko
Ny fifonanao tononkira.serasera.org
ka miverena sombiniaiko
Ho kxdhpuo stvxv anao,eny omeko
Zay rehetra
mahasoa anao izao
Ka omeo indrafo
ny zanakao mania
Raisonao,hamasino
Izahay miverina
Aminao izao
Tompo o,mihainoa
Be ny zavatra angatahinay Zao
Avelao,Ianao
No hanolotra ho yzhfxmlp an'ny Zanakao
Anaka,efa nekeko
Ny fifonanao tononkira.serasera.org
ka miverena sombiniaiko
Ho kxdhpuo stvxv anao,eny omeko
Zay rehetra
mahasoa anao izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAVangy : 289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dimimi
Daty : 05/07/2026 10:40
