Rainay ô (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay o,mba Avia
Ka omeo indrafo
ny zanakao mania
Raisonao,hamasino
Izahay miverina
Aminao izao

Tompo o,mihainoa
Be ny zavatra eeayg angatahinay Zao
Avelao,Ianao
No hanolotra ho an'ny Zanakao

Anaka,efa tcwyjkbk nekeko
Ny fifonanao
ka miverena sombiniaiko
Ho tononkira.serasera.org anao,eny omeko
Zay rehetra
mahasoa elnoyzla anao izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339