Nanisy soa (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy mba manavak’
Ilay Jesosy
Mampiposaka
ny masoandro
Amin’ny tsara sy ny ratsy
Jesosy o!
sambatra aho lqcykevd
Manana Anao
Fa raha miala eto aho
Dia ao Aminao
2-Tompon’ny zavatra
rehetra Izy
Mahefa ny zava-drehetra
Ilay Andriamanitsika
Koa mifalia sy miravoa
Ao Aminy
Fa omeny anao Zay
Irin’ny fonao
REFRAIN:
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako
Avy Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
INTER MUSIC
3-Havaozy ny fanoloranao
tena
Katsao hatrany
ny fanjakan sy ny
fahamarinany
Dia ho tsapanao
fa tsy mandao
Ilay Tomponao
Ka tsy haniry olona aho
Satria manam-be
REFRAIN:
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako kawvqj
Avy tononkira.serasera.org Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako
Avy Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
Avy qvfbwje Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
....Tena mino Azy
Ilay Jesosy
Mampiposaka
ny masoandro
Amin’ny tsara sy ny ratsy
Jesosy o!
sambatra aho lqcykevd
Manana Anao
Fa raha miala eto aho
Dia ao Aminao
2-Tompon’ny zavatra
rehetra Izy
Mahefa ny zava-drehetra
Ilay Andriamanitsika
Koa mifalia sy miravoa
Ao Aminy
Fa omeny anao Zay
Irin’ny fonao
REFRAIN:
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako
Avy Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
INTER MUSIC
3-Havaozy ny fanoloranao
tena
Katsao hatrany
ny fanjakan sy ny
fahamarinany
Dia ho tsapanao
fa tsy mandao
Ilay Tomponao
Ka tsy haniry olona aho
Satria manam-be
REFRAIN:
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako kawvqj
Avy tononkira.serasera.org Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako
Avy Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
Avy qvfbwje Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy
....Tena mino Azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dimimi
Daty : 05/07/2026 10:31
