Nanisy soa (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy mba manavak’
    nwsu Ilay Jesosy
    Mampiposaka
    ny masoandro
    Amin’ny tsara sy ny ratsy
   Jesosy o!
    sambatra aho
    Manana Anao
    Fa raha miala eto aho
    Dia ao Aminao

2-Tompon’ny zavatra  
    rehetra Izy
    Mahefa ny zava-drehetra
    Ilay Andriamanitsika
    Koa mifalia sy miravoa  
tononkira.serasera.org    Ao Aminy
   joxknbo  Fa omeny anao Zay
    Irin’ny fonao

REFRAIN:
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako
Avy Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy

INTER MUSIC

3-Havaozy ny fanoloranao
   tena
   Katsao hatrany
   ny fanjakan sy ny
   fahamarinany                          
   Dia ho tsapanao
   fa tsy mandao
   Ilay Tomponao
   Ka tsy haniry olona aho
   Satria manam-be

REFRAIN:
Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako            
Avy Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy

Efa nanisy soa ahy Andriamanitra
Ny fitahiany manenika ny fiainako            
Avy ntae Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy

Avy Aminy Ilay fiadanam-po maharitra
Omeny izay tena mino Azy

....Tena mino Azy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357