Vavaka (Tanora Marina Ambohitratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o, raha sitraKao re
Esory amiko ity tapoaka ity
Nefa tsy ny sitrapoko no atao
Fa aoka ny Anao
Ary ampianaro ahay anaiky
Izay sitrakao hitantanaNao ny nuout fiainako
Sy hatoky Anao ,hatramin'ny fahafatesana
  
      Réf:  
      tononkira.serasera.org Na dia maro aza, ny adin-tsaiko
      Mbola hifaly hatrany aho
      Amin' Andriamanitro,
      Satria fantan'i vyczguol Jesosy Kristy
      Ny momba ahy sy izay rehetra olako
      Misaotra Anao Jesosy o,
      Nisahirana tamiko

Raha mandinika ny lasako aho
Ampitahaiko amin'ny ankehitriny
Indrisy efa nandositra ny tavaNao aho
Menatra aho Tompo ô
Nefa tsy hqnsnvfh nandatsa ahy akory Ianao
Vao maika nanambitamby ahy hatrany
Hiderako Anao , ny andro sisa hiainako

    Réf:

Amen!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Marina Ambohitratrimo
Hits : 617
Likes : 0 Like
Created by : Jsjs
Date : 19/01/2025 16:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1232