Vavaka (Tanora Marina Ambohitratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o, raha sitraKao re
Esory amiko ity tapoaka ity
Nefa tsy ny sitrapoko no atao
Fa aoka ny Anao
Ary ampianaro ahay anaiky
Izay sitrakao hitantanaNao ny fiainako
Sy hatoky Anao ,hatramin'ny fahafatesana
  
      Réf:  
      Na dia maro aza, ny adin-tsaiko
      Mbola hifaly hatrany aho
      Amin' Andriamanitro,
skwrbq      Satria fantan'i Jesosy Kristy
      Ny momba ahy sy izay rehetra olako
      Misaotra Anao Jesosy o,
    tyfni   Nisahirana tamiko

Raha mandinika ny lasako aho
Ampitahaiko amin'ny ankehitriny
Indrisy efa nandositra ny tavaNao aho
Menatra aho Tompo ô
Nefa tsy nandatsa zgqxavv ahy akory Ianao
Vao maika tononkira.serasera.org nanambitamby ahy hatrany
Hiderako Anao , ny andro sisa hiainako

    Réf:

Amen!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Marina Ambohitratrimo
Visites : 556
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jsjs
Date : 19/01/2025 16:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0621