Ny tananao mahery (Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maro aza ny olana,
Na maro aza ny sakana,
Dia tsy navelanao irery zsbxfnm aho
Fa teo ny tanana mahery
Na teo aza ny jkleyfru ady sarotra
Na maro koa aza ny fisedrana
Dia tsy navelanao ho resy aho
Fa dia nataonao mpandresy aho tononkira.serasera.org
Ny tananao mahery no nampitraka ahy
Ny tananao mahery no nanohana ahy
Ny tananao mahery no niaro ahy
Nivimbina sy nitantana hatrany hatrany
Fiv : Ny tananao mahery
No nampandresy anay dubl hatrany
Ka hidera anao, hankalaza anao
Eny hanompo anao hatrany hatrany aho
A/C : Misa Ravel/Vola Ravel
Na maro aza ny sakana,
Dia tsy navelanao irery zsbxfnm aho
Fa teo ny tanana mahery
Na teo aza ny jkleyfru ady sarotra
Na maro koa aza ny fisedrana
Dia tsy navelanao ho resy aho
Fa dia nataonao mpandresy aho tononkira.serasera.org
Ny tananao mahery no nampitraka ahy
Ny tananao mahery no nanohana ahy
Ny tananao mahery no niaro ahy
Nivimbina sy nitantana hatrany hatrany
Fiv : Ny tananao mahery
No nampandresy anay dubl hatrany
Ka hidera anao, hankalaza anao
Eny hanompo anao hatrany hatrany aho
A/C : Misa Ravel/Vola Ravel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi)Vangy : 414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VolaRavel
Daty : 10/02/2025 22:38
