Ny tananao mahery (Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maro aza ny olana,
Na wpyt maro aza ny sakana,
Dia tsy navelanao irery aho
Fa teo ny tanana mahery
Na teo aza ny ady sarotra
Na maro koa aza ny fisedrana
Dia tsy navelanao ho resy aho
Fa dia nataonao mpandresy aho
Ny tononkira.serasera.org tananao mahery no nampitraka ahy
Ny tananao mahery no nanohana ahy
Ny tananao mahery no niaro ahy
Nivimbina sy nitantana hatrany hatrany
Fiv : Ny tananao mahery
No nampandresy imki anay hatrany
Ka kfpp hidera anao, hankalaza anao
Eny hanompo anao hatrany hatrany aho
A/C : Misa Ravel/Vola Ravel
Na wpyt maro aza ny sakana,
Dia tsy navelanao irery aho
Fa teo ny tanana mahery
Na teo aza ny ady sarotra
Na maro koa aza ny fisedrana
Dia tsy navelanao ho resy aho
Fa dia nataonao mpandresy aho
Ny tononkira.serasera.org tananao mahery no nampitraka ahy
Ny tananao mahery no nanohana ahy
Ny tananao mahery no niaro ahy
Nivimbina sy nitantana hatrany hatrany
Fiv : Ny tananao mahery
No nampandresy imki anay hatrany
Ka kfpp hidera anao, hankalaza anao
Eny hanompo anao hatrany hatrany aho
A/C : Misa Ravel/Vola Ravel
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi)Hits : 362
Likes : 0 Like
Created by : VolaRavel
Date : 10/02/2025 22:38
