Misaotra Anao 'zahay (Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao 'zahay ry Ray o noho ny tkdghr urwwtd famindram-ponao
Misaotra anao 'zahay ry Ray o noho ny famindram-ponao
Nahitsinao 'zahay ho any amin'ny lalan'ny fahamarinana
Nahitsinao 'zahay ho any amin'ny lalan'ny fahamarinana

Asehonao anay isan'andro ny fitiavanao
Asehonao anay isan'andro ny fahatsaranao
Indraindray mety mzqdvt ho kapoka mamay no ataonao anay
Nefa ireny rehetra ireny dia nataonao hanefena anay

A/C : Misa tononkira.serasera.org Ravel/Vola Ravel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi)
Visites : 521
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : VolaRavel
Date : 10/02/2025 22:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1359