Zoky tsy love (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain: Yeah ... 'Ndraindray enao io ho faly eeh',
... Ndraindray enao io mba jaly,
... Miala tsiny ah' Gyal eeh',
... Gyal eeh, miala aho, miala aho!!!
Couplet 1:
Tatasika ny ah' no bobaka fa ra ny tena marina tsy tia anao akory ah' Gyal,
Vehivavy 'nge mitobaka de aona mou ny hiafiko @ disc efa trobaka anie,
Aza asina tomany, fa ny bandy mety rrczvlht ho tia anao vrac ange ry Gyal eeh',
Manalazy akoxi sisa androany,
Mety ho mba misy tratranao koa 'nge any ambadika any eeh'!!!
Couplet 2:
Ny fahatanorana io mandalo,
K'aza omena tsiny ah' ra te hiaraka @ maro,
Ilay walawala atsaharo,
F'efa fantatrao fa boto k'aza saropiaro,
Marina fa za no tinao,
Nefa Amour Passager tsy hoe Fanambadiana,
De lé ozona aza apina,
Tsy zaranao aza ah' mba mody jhedt niantso anao oe tina??!
Couplet 3:
Tsy fanahy iniako ny ah' fa fomban'ny tany 'nge ry Gyal lé feno fitaka sy fotaka,
Ra ny tiko anie tsy hanondrana 'nefa mila fika 'nge vô amenareo lé trobaka!!! x2
Outro:
K'aza omena tsiny aho,
Raha toa ny eritreritro io tsy Love fa Fandrina ... tononkira.serasera.org x4
(Miala tsiny ah' Gyal eeh')

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tann FayaVangy : 5059
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/11/2014 11:22