Ampidiro aloha ny tenimiafina
Safidiko (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy ahy ny Fitiavana manodidina ahy anie ka ataoko tsy olana na hoe Célibataire aho
Ny Vatako salama na ny Saina na Fanahy, k' aza mba idirana f' aleo aloha handeha irery aho
Fa na inona hitranga eo, 'nareo aza manahy
Efa làlam-piainana io ritior efa safidy ny ahy
Ampy ahy ny Fiainana mahasambatra ahy anie tsy ampidirako olana f' aleo Célibataire aho
Fa ny ahy Falalahana tsy ho voavidy tononkira.serasera.org vola dia 'zay filazanao anahy fa zao no hitako mety
'Zaho yvqcos tompon' ny tenako,
Aza mba lany rora hitsara anahy fa Fiainako io na mety io na tsy mety
Lavitra fitiavana 'zay mahabe olana aho
Za tsy mila hampanantena anareo volana
'Lay fisiana sipa ohatran' ny havandra sy orana
'Zaho tsy mila gidragidran' olon-droa mahatorana
Ny Namana rehetra efa olom-tiako 'reny,
Ny Havana rehetra efa olon-tiako 'reny
Za selibatera fa ilay tany miodina ihany dia mahagaga fa na irery aho, ny oroko io toa miaina ihany
Ny namana rehetra efa olon-tiako 'reny,
Ny havana rehetra efa olon-tiako 'reny
Tsy adala anie Jesôsy qeficoq ra nanao Selibatera f' aza mba mifanatsafa, ianao ve tsy maintsy miteny !

--------
Rohy: