Ianao Ray (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio izahay ooh' Jah mba hihavana,
Mba toroy anay 'zay làlana,
Fa feno fandrika manaintaina anay,
Mila Anao zmqkogjt io, mila anao io tononkira.serasera.org Jah!!!

Tahio Jah' lay Nosindrazanay,
Mba alaviro anay reo sakana,
Fa feno fankahalàna 'lay fonay,
Miantso Anao io, miantso Anao io Jah

Fa bobaka ny jaly eto isan' andro!
Malemy 'zay mahatonga anay miangavy!
Ka mila ny herinao hanampy anay 'zahay Ray!
F' Ianao 'lay pszx Tokana afaka mba miaro anay!

Fa bobaka ny nôfa eto isan' andro!
Indro 'reto Zanakao miha-osa miantso!
Miangavy 'lay famindramponao anao 'zahay Ray!
F' Ianao 'lay atokisan'

Anilanao 'zahay youlcuy manantena!
Mila Anao, miantso Anao, Mitalaho!
Fa misy Anao 'zahay mahery
Misaotra Anao io, Dera, Laza, Sitraka ho Anao! Yeah' Yeah'!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 2620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/02/2015 09:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2138