Anarana Malaza (SAMIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anarana tononkira.serasera.org malaza, n'aiza n'aiza aleha
Ny fahefany tsy lefy laza, fa re ombieny vteall ombieny
Anarana mampihorohoro Ireo mpamadika
Anarana tsy tian’I Satana, mampisy xtuulb hazavana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
Anarana malaza,mitondra ijac famonjena,
Ny fahefany dia fanta-daza
fa Izy ilay mahery
Anarana azo itokiana,mitondra Fitahiana
Anarana tsy azo ambanina fa mila fihobiana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
Ny fahefany tsy lefy laza, fa re ombieny vteall ombieny
Anarana mampihorohoro Ireo mpamadika
Anarana tsy tian’I Satana, mampisy xtuulb hazavana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
Anarana malaza,mitondra ijac famonjena,
Ny fahefany dia fanta-daza
fa Izy ilay mahery
Anarana azo itokiana,mitondra Fitahiana
Anarana tsy azo ambanina fa mila fihobiana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 10:03
