Anarana Malaza (SAMIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sfcl Anarana malaza, n'aiza n'aiza aleha
Ny fahefany tsy lefy laza, tasllh fa re ombieny ombieny
Anarana mampihorohoro Ireo mpamadika
Anarana tsy tian’I Satana, mampisy hazavana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
Anarana malaza,mitondra famonjena,
Ny fahefany dia fanta-daza
fa Izy ilay mahery
Anarana azo itokiana,mitondra Fitahiana
Anarana tsy azo ambanina fa mila fihobiana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay rzqoeby any tononkira.serasera.org an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
Ny fahefany tsy lefy laza, tasllh fa re ombieny ombieny
Anarana mampihorohoro Ireo mpamadika
Anarana tsy tian’I Satana, mampisy hazavana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
Anarana malaza,mitondra famonjena,
Ny fahefany dia fanta-daza
fa Izy ilay mahery
Anarana azo itokiana,mitondra Fitahiana
Anarana tsy azo ambanina fa mila fihobiana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay rzqoeby any tononkira.serasera.org an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1244
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herizols
Date : 14/04/2023 10:03
