Anarana Malaza (SAMIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anarana dbfbopo malaza, n'aiza n'aiza aleha
Ny oiozprwa fahefany tsy lefy laza, fa re ombieny ombieny
Anarana mampihorohoro Ireo mpamadika
Anarana celvgajb tsy tian’I Satana, mampisy tononkira.serasera.org hazavana

Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana

Anarana malaza,mitondra famonjena,
Ny fahefany dia fanta-daza
fa Izy ilay mahery
Anarana azo itokiana,mitondra Fitahiana
Anarana tsy azo ambanina fa mila fihobiana

Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SAMIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 1110
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 10:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1811