ampototry ny hazo fijaliana (Talenta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa eto ampototry ny hazo fijalianao
Tompo no anaterako tononkira.serasera.org ny otako
Fa tsy zakako, ka apetrako izao(eto antongotrao)
Ekeo Tompo jiryvvg o ! ny fiverenako
F’inty aho manantona Anao

Dia noho izao ve mpanota tsy mendrika
Dia noho izao ve olon-tsinontsinona
Dia noho izao ilay nihosompotaka Tompo o !
Navotanao, nodiovinao dia notiavinao
Kanefa Ianao ilay Mpanjakan’ny Mpanjaka
Nefa Ianao ilay Zanak’Andriamanitra
Nanetry tena Ianao Tompo o !
Endrey mamiko loatra e ! ny fitiavanao

xcykeiru Ref

Ankehitriny Tompo mba raiso izao hira izao
Fa vokatry ny fo nokaloinay mba ho diwmzh Anao
Satria maminay sy sitrakay tokoa Tompo o !
Ilay fitia nitiavanao ireto adalanao
Ny vola sy ny harena ry Tompo tsy anananay
Fa he !manolotena, mba raiso izahay
Ny fo,fanahy sy tena Tompo o !
Ho Anao, ho Anao irery , ho Anao mandrankizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Talenta
Vangy : 8714
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbolatalenta
Daty : 31/10/2012 10:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296