Talentako (Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Talentako
Raha mbola misy ihany, haingam-panahy anatiko
Raha mbola misy feon-kira izay tinendrin’ny tanako
Raha mbola misy tononkalo nilaotra avy ao am-bavako
Fa raha dxjndo mbola misy angolam-peo eh, izay narafitro
Raha mbola misy kalokalo dia hiderako anao Jesoa
Raha tononkira.serasera.org mbola misy hirahira dia tiako hisaorana Anao
Raha mbola misy tsanta vao mipololoitra ao anatiko ao
Fa raha mbola misy antema vaovao dia ny ho Anao Anao
Fa ny ahy ny talentako e! ho anao Jesosy irery ihany
Satria tena fantatro, fa avy Taminao izany
Ka na inona na inona eh, hiseho @ fiainako
Dia getfeja ny hirako hatrany no solom-bavako
Raha mbola misy hafaliana mitambolona ao am-po
Raha mbola middy fitsikiana misoritra eo imolotro
Raha mbola misy fitahiana mirotsaka @ fiainako
Dia ny hirako ihany no ventsoiko eh sy ataoko am-bavako
Fa ny ahy ny talentako e! (Fa ny ahy ny talentako e!) ho anao Jeossy irery ihany
Satria tena fantatro, decghnr fa avy taminao izany

Dia ny hirako hatrany no solom-bavako (bis)
(Dia ny hirako hatrany no solom-bavako) (x 3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TalentaVisites : 772
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/12/2023 10:07