ampototry ny hazo fijaliana (Talenta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa eto ampototry ny hazo fijalianao
Tompo no anaterako ny tononkira.serasera.org otako
Fa tsy lyjvvcx osbujtsy zakako, ka apetrako izao(eto antongotrao)
Ekeo Tompo o ! ny fiverenako
F’inty aho manantona Anao

Dia noho izao ve mpanota tsy mendrika
Dia noho izao ve olon-tsinontsinona
Dia noho izao ilay nihosompotaka Tompo o !
Navotanao, nodiovinao dia notiavinao
Kanefa Ianao ilay Mpanjakan’ny Mpanjaka
Nefa Ianao ilay Zanak’Andriamanitra
Nanetry tena Ianao Tompo o !
Endrey mamiko loatra e ! ny fitiavanao

Ref

Ankehitriny Tompo mba raiso izao hira izao
Fa vokatry ny fo nokaloinay mba ho Anao
Satria maminay sy sitrakay tokoa Tompo o !
Ilay xrlqe fitia nitiavanao ireto adalanao
Ny vola sy ny harena ry Tompo tsy anananay
Fa he !manolotena, mba raiso izahay
Ny fo,fanahy sy tena Tompo o !
Ho Anao, ho Anao irery , ho Anao mandrankizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Talenta
Hits : 8715
Likes : 0 Like
Created by : mbolatalenta
Date : 31/10/2012 10:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293