Hihira aho (Talent For Jesus)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô hidera aho, ô ô hidera aho
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô hidera aho, ô ô hidera aho
Ny foko sy tqsnw ny saiko dia entiko tononkira.serasera.org hiderana Anao
Ny heriko ayafhdlf sy ny momba ahy, hankalazako ny Anaranao
Ny manodidina ahy rehetra hanambarako ny hatsaranao
Avo indrindra ianao ry Ray mendrika hajaina mandrakizay
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô ô ô!hidera aho, ueqhlpyf ô ô hidera aho
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô hidera aho, ô ô hidera aho
Raha vao manopy ny masoko e! mahita ny asan’ny tananao
Voakajy voakaly voarafitra e! miara-mitsaoka ny Anaranao

Ô ô ô!hidera aho, ô ô hidera aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Talent For JesusVangy : 2045
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ntsoaraz
Daty : 25/04/2017 12:51