Hihira aho (Talent For Jesus)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô hidera aho, ô ô hidera aho
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô hidera aho, ô ô hidera aho
Ny foko sy ny saiko dia entiko hiderana Anao
Ny heriko sy ny momba ahy, hankalazako ny Anaranao
Ny manodidina ahy rehetra hanambarako ny hatsaranao
Avo indrindra ianao ry Ray mendrika hajaina mandrakizay
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô ô ô!hidera aho, ô ô hidera aho
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô hidera aho, ô ô hidera aho
Raha vao manopy ny masoko e! mahita ny asan’ny tananao
Voakajy voakaly voarafitra e! miara-mitsaoka ny Anaranao
Raha vao manopy ny masoko e! mahita ny asan’ny tananao
Voakajy voakaly voarafitra e! miara-mitsaoka ny Anaranao
Ô hihira aho, ô ô hihira aho
Ô ô ô!hidera aho, ô ô hidera aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Talent For Jesus
Hits : 1389
Likes : 0 Like
Created by : ntsoaraz
Date : 25/04/2017 12:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0193