REHEFA NIHAONA TAMIN’NY TOMPO (Talent For Jesus)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!
Rehefa nihaona tamin’ny dfypklq Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !

Izaho tsy andevo intsony fa zanaka jbujozyi e!
Izay rehetra nadray Azy dia lasa olona vaovao
Indro lasa ny teo aloha, nivalona any fa tsy nahasoa
Miezaka manadino izay lasa any
Fa zava-poana sy tsinontsinona ny eto an-tany
Aza uytaiiu variana miondrika eto mamisavisa
Fa Jesosintsika nampanantena ilay paradise

Alao hery amin’izay ary ilay fanomponana
F’Izy Tompo nandidy antsika mba history
Tsy eto jodia ihany tononkira.serasera.org fa tonga hatrany am-paran-tany
Valin’asanao, valisoa ho anao efa miandry anao any an-danitra any

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Talent For JesusHits : 1688
Likes : 0 Like
Created by : ntsoaraz
Date : 25/04/2017 12:51