Be ny Vokatra! (SVM Ankisabe Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny vokatra fa ny mpiasa no jxfxjgqz vitsy!
Ko tononkira.serasera.org amin'izany !!!
Mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra
Mba hananany mpiasa,mpiasa hamory
Mpiasa hamory ny vokatra ×2
Mandehana uizvyrjs ,indro Izao maniraka anareo×2
Maniraka anareo tahaka ...
Ny Zanakondry ×2, eo afovoany ×2, eo afovoan'ny Ambodia
Efa miakaiky×3 ianareo( akaiky anareo)
Ny fanjakan'Andriamanitra
Be ny vokatra.....
Ary izay trano hidiranareo ×2
Dia lazao aloha hoe lazao qphhzlr aloha hoe:
" Fiadanana ho amin'ity trano ity"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Ankisabe FamonjenaVangy : 465
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Antsa96
Daty : 13/10/2025 10:10