Be ny Vokatra! (SVM Ankisabe Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy!
Ko amin'izany !!!
Mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra
Mba mleqt hananany mpiasa,mpiasa hamory
Mpiasa hamory ny vokatra ×2
Mandehana ,indro Izao maniraka kitl anareo×2
Maniraka anareo tahaka ...
Ny Zanakondry ×2, eo afovoany ×2, eo afovoan'ny Ambodia
Efa miakaiky×3 ianareo( akaiky anareo)
Ny fanjakan'Andriamanitra
Be ny vokatra.....
Ary izay trano hidiranareo ×2
Dia lazao aloha hoe lazao aloha hoe:
" Fiadanana ho amin'ity trano ity" yzqsxmq
Ko amin'izany !!!
Mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra
Mba mleqt hananany mpiasa,mpiasa hamory
Mpiasa hamory ny vokatra ×2
Mandehana ,indro Izao maniraka kitl anareo×2
Maniraka anareo tahaka ...
Ny Zanakondry ×2, eo afovoany ×2, eo afovoan'ny Ambodia
Efa miakaiky×3 ianareo( akaiky anareo)
Ny fanjakan'Andriamanitra
Be ny vokatra.....
Ary izay trano hidiranareo ×2
Dia lazao aloha hoe lazao aloha hoe:
" Fiadanana ho amin'ity trano ity" yzqsxmq
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SVM Ankisabe FamonjenaHits : 464
Likes : 1 Like
Created by : Antsa96
Date : 13/10/2025 10:10
