Be ny Vokatra! (SVM Ankisabe Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy!
     Ko amin'izany !!!
Mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra
Mba hananany mpiasa,mpiasa hamory tononkira.serasera.org
Mpiasa hamory ny vokatra ×2

Mandehana cjugbhyw ,indro samspeus Izao maniraka anareo×2
Maniraka anareo tahaka ...
Ny Zanakondry ×2, eo afovoany ×2, eo afovoan'ny Ambodia

Efa miakaiky×3 ianareo( akaiky anareo)
Ny fanjakan'Andriamanitra

Be ny vokatra.....

Ary izay trano hidiranareo ×2
Dia lazao aloha hoe lazao aloha kmczredq hoe:
" Fiadanana ho amin'ity trano ity"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SVM Ankisabe Famonjena
Hits : 428
Likes : 1 Like
Created by : Antsa96
Date : 13/10/2025 10:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292