Jeso Tompo (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Tompo nitondra ny heloko taty
Nijaly tsy meloka izy
Fo naratra nisento niaritra ireo latsa mba hamonjena anao
Tsy misy hery, fahefana qudqhww toy izay nentiny
Nefa dia nafoiny mba hanavotra anao
Tsy misy marimpitiavana ambony dynsdjwh noho izany
Izay tononkira.serasera.org nasehony mba hitiavany anao
Jeso Tompo niantso tsy mahafoy anao
miandry sy manantena izy
Fa tsy ho verivery foana ny ra nalatsany
Lay fony anie feno fitia
Tsy misy hery, fahefana tiy izay nentiny
Nefa dia nafoiny mba hanavotra anao
Tsy misy marimpitiavana ambony qeqgsxbt noho izany
Izay nasehony mba hitiavany anao

--------
Rohy: