Jeso Tompo (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso tononkira.serasera.org Tompo nitondra ny heloko taty
Nijaly tsy meloka izy
Fo naratra tkcenexy nisento niaritra ireo latsa mba hamonjena anao
Tsy misy hery, fahefana toy izay nentiny
Nefa dia nafoiny mba hanavotra anao
Tsy misy marimpitiavana ambony noho izany
Izay nasehony mba hitiavany anao
Jeso Tompo niantso tsy mahafoy anao
miandry sy manantena izy
Fa tsy ho qwdxxwlw verivery foana ny ra jdagy nalatsany
Lay fony anie feno fitia
Tsy misy hery, fahefana tiy izay nentiny

--------
Lien: