Omeo Aina (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo hxuk Aina, omeo hery, urnowy omeo saina hanompo Anao
Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana
Hanakaiky anao
Dia ho arovanao
hialoka eo ambany tononkira.serasera.org helatrao
Dia hirahira foana ny androko
ka ho feno fitahiana
dia kalokalo foana ho anao
Ka ho feno fanantenana
Omeo Aina, nofuqa omeo hery, omeo saina hanompo Anao
Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana
Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana
Hanakaiky anao
Dia ho arovanao
hialoka eo ambany tononkira.serasera.org helatrao
Dia hirahira foana ny androko
ka ho feno fitahiana
dia kalokalo foana ho anao
Ka ho feno fanantenana
Omeo Aina, nofuqa omeo hery, omeo saina hanompo Anao
Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana
--------
Rohy:
