Tokan-trano soa (STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Anio no lzaykb hanavaozako indray
   Ilay voadintsika hatrizay
   Eto anatrehan'ilay Ray
   Hiara-dia mandrakizay

     Anio ho tanteraka tononkira.serasera.org amin'izay
     Ilay nofintsika hatrizay
     Eto anatrehan'ilay Ray
     Ho fo mitambatra ho iray

Hofofoiko ho vadiko ianao
Ka hahalala an'i Jéhovah hatramin'izao
Amin'ny fitiavana sy ny indrafo
Ary fahamarinana ihany aiparrus koa
Izany no tarigetrantsika roa

Réf :
Tehirizo eo amban'ny fahasoavanao
Ny fifankatiavanay
Ho mafy orina ao Aminao
Ka ho mandrakizay
Ho TOKAN-TRANO SOA,hanjakanao Jesoa

2-Tovy re ny vavakay
   Ry Jesoa Tomponay
   Ho TOKAN-TRANO sambatra
   Anio,ampitso rahatrizay

Hofofoiko ho vadiko ianao
Ka hahalala an'i Jéhovah hatramin'izao
Amin'ny fitiavana zqpxebn sy ny indrafo
Ary fahamarinana ihany koa
Izany no tarigetrantsika roa

Réf: Tehirizo.................Jesoa


Fitiavana madio, fitiavana tsisy fetra
Fitiavana avy ao am-po
Ny antsika roa

A/C:
-Edisoa RAKOTONIAINA
-Ericah RAKOTONIAINA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA
Vangy : 23
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rino12
Daty : 22/08/2026 09:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296