Tokan-trano soa (STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Anio no hanavaozako indray
   Ilay voadintsika hatrizay
   Eto anatrehan'ilay Ray
   Hiara-dia mandrakizay

     Anio ho tanteraka amin'izay
     Ilay nofintsika hatrizay
    nxkqrqpa  Eto anatrehan'ilay Ray
    tononkira.serasera.org  Ho fo mitambatra ho iray

Hofofoiko ho vadiko ianao
Ka hahalala an'i Jéhovah hatramin'izao
Amin'ny fitiavana sy ny indrafo
Ary fahamarinana ihany koa
Izany no tarigetrantsika roa

Réf :
Tehirizo eo amban'ny fahasoavanao
Ny fifankatiavanay
Ho mafy orina ao Aminao
Ka ho mandrakizay
Ho TOKAN-TRANO zjwprq SOA,hanjakanao Jesoa

2-Tovy re ny vavakay
   Ry Jesoa Tomponay
   Ho TOKAN-TRANO sambatra
   Anio,ampitso rahatrizay

Hofofoiko ho vadiko ianao
Ka hahalala an'i Jéhovah hatramin'izao
Amin'ny fitiavana sy ny indrafo
Ary fahamarinana ihany koa
Izany ghqbdo no tarigetrantsika roa

Réf: Tehirizo.................Jesoa


Fitiavana madio, fitiavana tsisy fetra
Fitiavana avy ao am-po
Ny antsika roa

A/C:
-Edisoa RAKOTONIAINA
-Ericah RAKOTONIAINA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA
Hits : 163
Likes : 0 Like
Created by : Rino12
Date : 22/08/2026 09:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525