Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiko o apetrakay (STK FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko o ! apetrakay eo am-pelatananao
Ny tononkira.serasera.org androm-piainanay ety e, sarotra re ny dia
Mila anao hitarika anay amin’ny ASA FITORIANA
Fa raha ny herinay irery tsy hahatontosa izay atao
Tompo o ! henoy, izao vavakay izao
Mba miangavy, raiso vyphlxlw re raha azo atao

Ataovy eo akaikinao, sao solafaka ny dia
Aza avelanao irery ndrao ho lavo tokoa
Jesoa Tompo o gjqwg ! ianao no ho kapiteninay
Ka ho lohany hatrany amin’izay rehetra atao
jfbduqol

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambaniala MalalaVangy : 1790
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nvololona
Daty : 26/09/2018 19:18