Raiko o apetrakay (STK FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko o ! apetrakay eo am-pelatananao
Ny androm-piainanay ety e, sarotra re ny dia
Mila anao hitarika anay amin’ny ASA FITORIANA
Fa raha ny herinay irery dmagmki tsy hahatontosa izay atao
Tompo o ! henoy, izao vavakay izao
Mba miangavy, raiso re raha azo atao
Mila anao hitarika anay nghi ropsrwg amin’ny ASA FITORIANA
Fa raha ny herinay irery tsy hahatontosa izay atao
Ataovy eo akaikinao, sao solafaka ny dia
Aza avelanao irery ndrao ho lavo tokoa
Jesoa Tompo o ! tononkira.serasera.org ianao no ho kapiteninay
Ka ho lohany hatrany amin’izay rehetra atao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambaniala MalalaHits : 1667
Likes : 1 Like
Created by : nvololona
Date : 26/09/2018 19:18