Raiko o apetrakay (STK FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko o ! apetrakay eo am-pelatananao
Ny androm-piainanay ety e, sarotra re ny dia
Mila anao hitarika anay amin’ny ASA tononkira.serasera.org FITORIANA
Fa raha ny herinay irery tsy hahatontosa izay atao

Tompo o ! henoy, izao vavakay zisb izao
Mba miangavy, raiso re raha azo atao
Mila anao hitarika anay amin’ny ASA FITORIANA
Fa raha ny herinay irery tsy hahatontosa izay atao

Ataovy eo akaikinao, sao atrli solafaka ny dia
Aza avelanao irery ndrao ho lavo tokoa
Jesoa Tompo o ! ianao no ho kapiteninay
Ka ho lohany hatrany zujahq amin’izay rehetra atao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK FJKM Ambaniala Malala
Visites : 1664
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nvololona
Date : 26/09/2018 19:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285