Ho an'iza ny hazavana (STK Fanilo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah tononkira.serasera.org ô foko ho Anao
Ka ny hazavanao no honina ao
Toa bbvqjn lavon’ny fahotana voagejan’ny hadalana
Fa mbola manantena ho raisinao, miandrandra famonjena aho
Tsisy ahiahy intsony fa ao ilay fahazavana

Jehovah ô qiau  indro ny  foko ho anao
Ka ny hazavanao no honina ao
Tsy hanao intsony efa fay  sy reraka
Ka ny foko ho  tony  dia qkxcmii ho  sambatra
Ho ahy ny hazavana zay tsy mendrik’ahy

Raha (ny) ditrako efa neniko
Ka ny tanako no atolotro
Be ireo adalana ratsy izay tanterako
Tao ireo fahotana tsy ho averiko
Ho ahy ny hazavana  ‘zay tsy mendrika ho ahy

Tonony sy feony:  Mazava ANDRIANANDRASANA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK Fanilo
Visites : 1208
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ravonitaha
Date : 01/07/2019 10:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.028