Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho an'iza ny hazavana (STK Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô foko ho Anao
Ka ny hazavanao no honina ao
Toa lavon’ny fahotana voagejan’ny hadalana
Fa mbola manantena ho jgvy raisinao, miandrandra famonjena aho
Tsisy ahiahy intsony fa ao ilay fahazavana
Jehovah ô indro ny foko cieh ho anao
Ka ny hazavanao no honina ao
Tsy tononkira.serasera.org hanao intsony efa fay sy reraka
Ka ny foko ho tony dia ho sambatra
Ho ahy ny hazavana zay tsy mendrik’ahy
Raha (ny) ditrako efa neniko
Ka ny tanako no atolotro
Be ireo adalana ratsy izay tanterako
Tao ireo fahotana tsy ho averiko
Ho ahy ny hazavana ‘zay tsy mendrika ho xmiv ahy
Tonony sy feony: Mazava ANDRIANANDRASANA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FaniloVisites : 1161
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ravonitaha
Date : 01/07/2019 10:15